<-
->

1Mp 21:1 And it came to pass after these things, that Naboth the Jezreelite had a vineyard, which was in Jezreel, hard by the palace of Ahab king of Samaria. Ary rehefa afaka izany zavatra izany, Nabota Jezirelita nanana tanim-boaloboka tao Jezirela, takaikin' ny lapan' i Ahaba, mpanjakan' i Samaria. Taorian' izany zavatra izany, tao Jezrahela kosa, dia nanana tanim-boaloboka anankiray Nabota avy ao Jezrahela, ary teo akaikin' ny lapan' i Akaba mpanjakan' i Samaria izany. Voici ce qui arriva après ces événements : Nabot de Yizréel possédait une vigne à côté du palais d' Achab, roi de Samarie,