<-
->

1Mp 21:26 And he did very abominably in following idols, according to all things as did the Amorites, whom the Lord cast out before the children of Israel. Ary izy nanao vetaveta loatra tamin' ny 1 nanarahany ny sampy, dia tahaka izay rehetra nataon' ny Amorita. izay noroahin' i Jehovah teo anoloan' ny Zanak' Isiraely. Nanao toe-pitondran-tena vetaveta indrindra izy tamin' ny nandehanany amin' ny sampy, araka ny fomba rehetra fanaon' ny Amoreana, izay noroahin' ny Tompo teo anoloan' ny zanak' Israely. Il a agi d' une manière tout à fait abominable, s' attachant aux idoles, comme avaient fait les Amorites que Yahvé chassa devant les Israélites.