<-
->

1Mp 21:4 And Ahab came into his house heavy and displeased because of the word which Naboth the Jezreelite had spoken to him: for he had said, I will not give thee the inheritance of my fathers. And he laid him down upon his bed, and turned away his face, and would eat no bread. Ary Ahaba nankany an-trano sady malahelo no sosotra noho ny teny nolazain' i Nabota Jezirelita taminy hoe: Tsy homeko anao ny tanindrazako. Dia nandry teo am-parafarany izy ka nampihodina ny tavany sady tsy nety nihinan-kanina. Nody tany an-tranony Akaba, nanjombona sy sosotra noho ity teny nolazain' i Nabota avy any Jezrahela taminy hoe: Tsy omeko ny lova avy amin' ny razako. Dia nandry tao am-parafarany izy, nampiamboho ny tavany ary tsy nihinan-kanina. Achab s' en alla chez lui sombre et irrité à cause de cette parole que Nabot de Yizréel lui avait dite : " Je ne te céderai pas l' héritage de mes pères. " Il se coucha sur son lit, détourna son visage et ne voulut pas manger.