<-
->

1Mp 21:7 And Jezebel his wife said unto him, Dost thou now govern the kingdom of Israel? arise, and eat bread, and let thine heart be merry: I will give thee the vineyard of Naboth the Jezreelite. Ary hoy Jezebela vadiny taminy: Moa ianao tokoa va no manjaka amin' ny Isiraely izao? Miarena, mihinàna hanina, ary aoka ho ravoravo ny fonao; izaho hanome anao ny tanim-boalobok' i Nabota Jezirelita. Dia hoy Jezabela vadiny taminy: Moa hianao va no tompon' ny fanjakana amin' Israely ankehitriny? Koa miarena, hano ny hanina, ary aoka hifaly ny fonao, fa tenako no hanome anao ny tanim-boalobok' i Nabota avy ao Jezrahela. Alors sa femme Jézabel lui dit : " Vraiment, tu fais un joli roi sur Israël ! Lève-toi et mange, et que ton coeur soit content, moi je vais te donner la vigne de Nabot de Yizréel. "