<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 22:4 | And he said unto |
Ary hoy koa izy tamin' i Josafata: Mba hiaraka amiko hiady an' i Ramota-gileada va ianao? Dia hoy Josafata tamin' ny mpanjakan' ny Isiraely. Eny, fa tahaka ny tenanao ihany aho, ka ny oloko dia olonao, ary ny soavaliko dia soavalinao. | Dia hoy izy tamin' i Josafata: Mba hiaraka amiko hamely an' i Ramota any Galaada va hianao? Ka hoy ny navalin' i Josafata tamin' ny mpanjakan' Israely: Hahazo ahy ny hahazo anao, ary hihatra amin' ny oloko ny hihatra amin' ny olonao, ary hihatra amin' ny soavaliko ny hihatra amin' ny soavalinao. | Il dit à |