<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 3:4 | And the king went to |
Ary ny mpanjaka nankany Gibeona hamono zavatra hatao fanatitra any, fa izany ilay fitoerana avo malaza; ka fanatitra dorana arivo no naterin' i Solomona teo amin' izany alitara izany. | Dia nankany Gabaona Salomona hanao sorona, fa tany no fitoerana avo malaza. Sorona dorana arivo no nateriny teo ambonin' io otely io. | Le roi alla à |