<-
->

1Mp 4:13 The son of Geber, in Ramothgilead; to him pertained the towns of Jair the son of Manasseh, which are in Gilead; to him also pertained the region of Argob, which is in Bashan, threescore great cities with walls and brasen bars: Beni-gabera tao Ramota-gileada; ny tanàna madinika an' i Jaïra, zanak' i Manase, izay any Gileada, no azy; azy koa ny tany Argoba, izay any Basana, dia tanana enim-polo lehibe nisy manda sy hidy varahina; Ben-Gabera tao Ramotan' i Galaada; izao no azy: ny tanàna madinik' i Jaira, zanak' i Manase, any Galaada; ny tany Argoba, any Basàna, misy tanàna lehibe enimpolo, mimanda sy misy hidy varahina; Fils de Géber, à Ramot de Galaad ; il avait les Douars de Yaïr, fils de Manassé, qui sont en Galaad ; il avait le territoire d' Argob qui est en Bashân, soixante villes fortes, emmurées et verrouillées de bronze.