<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 5:14 | And he sent them to |
Ary dia nisy tonga avy tany amin' ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren' i Solomona, dia avy amin' ny mpanjakan' ny tany rehetra izay efa nahare ny amin' ny fahendreny. | Avy amin' ny firenena rehetra, dia nisy olona tonga hihaino ny fahendren' i Salomona, ary avy amin' ny mpanjakan' ny tany rehetra izay nandre ny lazan' ny fahendreny. | On vint de tous les peuples pour entendre la sagesse de |