<-
->

1Mp 5:15 And Solomon had threescore and ten thousand that bare burdens, and fourscore thousand hewers in the mountains; Ary Hirama, mpanjakan' i Tyro, naniraka ny mpanompony ho any amin' i Solomona, satria reny fa izy no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy; fa Hirama dia sakaizan' i Davida hatrizay ela izay. Ary Hirama, mpanjakan' i Tira, naniraka ny mpanompony ho any amin' i Salomona, fa reny hoe voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy izy, ary sakaizan' i Davida hatrany hatrany Hirama. Le roi de Tyr, Hiram, envoya ses serviteurs en ambassade auprès de Salomon, car il avait appris qu' on l' avait sacré roi à la place de son père et Hiram avait toujours été l' ami de David.