<-
->

1Mp 5:25 ary ny nomen' i Salomona an' i Hirama kosa, dia varimbazaha roa alina kora, sy diloilo avy amin' ny oliva voatoto roapolo kora, ka isan-taona Salomona manome toy izany an' i Hirama ihany. et Salomon donna à Hiram vingt mille muids de froment, comme nourriture de sa maison, et vingt mille mesures d' huile vierge. Voilà ce que Salomon donnait à Hiram chaque année.