<-
->

1Mp 5:5 And, behold, I purpose to build an house unto the name of the Lord my God, as the Lord spake unto David my father, saying, Thy son, whom I will set upon thy throne in thy room, he shall build an house unto my name. Ary ny Joda sy ny Isiraely nandry fahizay tamin' ny andron' i Solomona rehetra, samy teny ambanin' ny voalobony sy ny aviaviny ny olona hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba. Nandry fahizay Jodà sy Israely tamin' ny andro rehetra niainan' i Salomona, samy tao ambanin' ny voalobony sy ny aviaviny avy hatrany Dàna ka hatrany Bersabea. Juda et Israël habitèrent en sécurité chacun sous sa vigne et sous son figuier, depuis Dan jusqu'à Bersabée, pendant toute la vie de Salomon.