<-
->

1Mp 5:7 And it came to pass, when Hiram heard the words of Solomon, that he rejoiced greatly, and said, Blessed be the Lord this day, which hath given unto David a wise son over this great people. Ary ireo olona voatendry ireo dia niadidy ny zavatra rehetra nilain' i Solomona mpanjaka sy izay rehetra nentina teo amin' ny : latabatr' i Solomona mpanjaka; izy rehetra samy niadidy ny amin' ny iray volany avy, ka tsy navelany ho nisy tsy ampy na inona na inona. Novononin' ireo mpikarakara hanina samy amin' ny volana anjarany avy, izay hanina nilain' i Salomona mpanjaka sy ireo rehetra voaray hiray latabatra amin' i Salomona mpanjaka, ka tsy navelany hisy tsy ampy na inona na inona. Ces préfets pourvoyaient à l' entretien de Salomon et de tous ceux qui avaient accès à la table du roi, chacun pendant un mois ; ils ne le laissaient manquer de rien.