<-
->

1Mp 7:40 And Hiram made the lavers, and the shovels, and the basons. So Hiram made an end of doing all the work that he made king Solomon for the house of the Lord: Ary Hirama nanao ny tavin-drano sy ny sotron' afo ary ny lovia famafazana; ka dia vitan' i Hirama ny asa rehetra izay nataony ho an' i Solomona mpanjaka ho amin' ny tranon' i Jehovah: Nanao ny vilany sy ny sotron' afo ary ny kapoaka Hirama. Ary vitan' i Hirama ny asa rehetra nataony ho an' i Salomona mpanjaka, tao amin' ny tranon' Iaveh: Hiram fit les vases à cendres, les pelles, les bols à aspersion. Il acheva tout l' ouvrage dont l' avait chargé le roi Salomon pour le Temple de Yahvé :