<-
->

1Mp 7:51 So was ended all the work that king Solomon made for the house of the Lord. And Solomon brought in the things which David his father had dedicated; even the silver, and the gold, and the vessels, did he put among the treasures of the house of the Lord. Toy izany no nahavitana ny asa nataon' i Solomona mpanjaka ho amin' ny tranon' i Jehovah; ary nampidirin' i Solomona ny zavatra izay efa nohamasinin' i Davida rainy, dia ny volafotsy sy ny volamena ary ny fanaka, sa nataony tao amin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah. Toy izany no nahavitana ny voa-javatra rehetra nataon' i Salomona mpanjaka, tamin' ny tranon' ny Tompo, dia nentin' i Salomona izay rehetra natokan' i Davida rainy, ny volafotsy, ny volamena, sy ny fanaka rehetra, ka napetrany tao amin' ny rakitry ny tranon' ny Tompo. Alors fut achevé tout le travail que fit le roi Salomon pour le Temple de Yahvé, et Salomon apporta ce que son père David avait consacré, l' argent, l' or et les vases, qu' il mit dans le trésor du Temple de Yahvé.