<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 8:65 | And at that time |
Ary tamin' izany andro izany Solomona sy ny Isiraely rehetra teo aminy, dia fiangonana lehibe hatrany akaikin' i Hamata ka hatramin' ny lohasahan-driak' i Egypta, dia nitandrina ny andro firavoravoana teo anatrehan' i Jehovah Andriamanitsika hafitoana indroa, dia efatra ambin' ny folo andro. | Tamin' izany andro izany, Salomona sy Israely rehetra niaraka taminy, dia olona zavon-tany avy hatrany amin' ny vava lalan' i Emata, ka hatrany amin' ny ranon-driakan' i Ejipta, dia nankalaza ny fety teo anatrehan' ny Tompo Andriamanitsika nandritra ny fito andro, ary fito andro koa indray, dia efatra ambin' ny folo andro. | En ce temps-là, |