<-
->

1Mp 9:10 And it came to pass at the end of twenty years, when Solomon had built the two houses, the house of the Lord, and the king' s house, Ary nony afaka ny roa-polo taona nanaovan' i Solomona ny trano roa, dia ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' ny mpanjaka Nony afaka roapolo taona, ka efa naorin' i Salomona ny trano roa, dia ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka; Hirama, mpanjakan' i Tira, no efa namonona ny hazo sedera sy ny hazo sipresa mbamin' ny volamena ho an' i Salomona araka izay nilainy, Au bout des vingt années pendant lesquelles Salomon construisit les deux édifices, le Temple de Yahvé et le palais royal