<-
->

1Mp 9:15 And this is the reason of the levy which king Solomon raised; for to build the house of the Lord, and his own house, and Millo, and the wall of Jerusalem, and Hazor, and Megiddo, and Gezer. Ary izao no toetry ny fanompoana nampanaovin' i Solomona mpanjaka ny olona, tamin' ny nanaovany ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' andriana ary Milo sy ny màndan' i Jerosalema, sy Hazora sy Megido ary Gazera Izao kosa no momba ny olona mpanao fanompoana nalain' i Salomona, hanaovana ny tranon' ny Tompo sy ny tranony, Melao sy ny mandan' i Jerosalema, Hasera, Magedao, ary Gazera. Voici ce qui concerne la corvée que le roi Salomon leva pour construire le Temple de Yahvé, son propre palais, le Millo et le mur de Jérusalem, Haçor, Megiddo, Gézèr,