<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 9:26 | And king |
Ary Solomona mpanjaka nanao sambo tao Ezion-gebera, izay ao anilan' i Elota, ao amoron' ny Ranomasina Mena, amin' ny tany Edoma. | Ary Salomona mpanjaka nanao sambo maro tao Asiongabera, akaikin' i Ailata amoron' ny ranomasina Mena, amin' ny tany Edoma. | Le roi |