<-
->

1Mp 9:5 Then I will establish the throne of thy kingdom upon Israel for ever, as I promised to David thy father, saying, There shall not fail thee a man upon the throne of Israel. dia hampitoeriko mandrakizay amin' ny Isiraely ny seza fiandrianan' ny fanjakanao, araka ilay nolazaiko tamin' i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy amin' ny seza fiandrianan' ny Isiraely ianao. dia hataoko mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianan' ny fanjakanao amin' Israely, araka ny efa nolazaiko tamin' i Davida rainao hoe: Tsy ho lany taranaka eo amin' ny seza fiandrianan' Israely hianao. je maintiendrai pour toujours ton trône royal sur Israël, comme je l' ai promis à ton père David quand j' ai dit : "Il ne te manquera jamais un descendant sur le trône d' Israël" ;