<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 9:9 | And they shall answer, Because they forsook the |
Ary hisy hamaly hoe: Satria ny olona nahafoy an' i Jehovah Andriamaniny, Izay nitondra ny razany nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, ary nikikitra tamin' andriamani-kafa sy niankohoka teo anatrehany ka nanompo azy, dia izany no nampidiran' i Jehovah izao loza rehetra izao taminy. | Ary ny olona hamaly hanao hoe: Satria izy ireo nandao an' ny Tompo Andriamaniny, izay namoaka ny razany avy tany amin' ny tany Ejipta, ka andriamani-kafa no nifikirany sy niankohofany teo anatrehany ary notompoiny, ka izany no nampidiran' ny Tompo izao loza rehetra izao tamin' izy ireo. | et l' on répondra : "Parce qu' ils ont abandonné |