<-
->

2Mp 1:2 And Ahaziah fell down through a lattice in his upper chamber that was in Samaria, and was sick: and he sent messengers, and said unto them, Go, enquire of Baalzebub the god of Ekron whether I shall recover of this disease. Ary Ahazia nianjera avy teo amin' ny makarakara teo amin' ny efi-trano ambony tao Samaria ka narary; dia naniraka olona izy ka nanao taminy hoe: Mandehana, anontanio amin' i Bala-zeboba, andriamanitr' i Ekrona, na ho sitrana ihany aho amin' ity aretiko ity, na tsia. Ary Okoziasa potraka avy eny am-baravaran-kely makarakara, teo amin' ny efitranony ambony, any Samaria, ka narary. Nandefa iraka izy, ary nanao taminy hoe: Mandehana hianareo manontany amin' i Beela-Zeboba andriamanitr' i Akarona raha ho sitrana amin' ity aretiko ity aho. Comme Ochozias était tombé du balcon de son appartement à Samarie et qu' il allait mal, il envoya des messagers à qui il dit : "Allez consulter Baal-Zebub, dieu d' Eqrôn, pour savoir si je guérirai de mon mal présent."