<-
->

2Mp 10:13 Jehu met with the brethren of Ahaziah king of Judah, and said, Who are ye? And they answered, We are the brethren of Ahaziah; and we go down to salute the children of the king and the children of the queen. dia nifanena amin' ny rahalahin' i Ahazia, mpanjakan' ny Joda, izy ka nanao hoe: Iza ange ianareo? Ary izy ireo namaly hoe: Rahalahin' i Ahazia izahay ary midìna mba hamangy ny zanakalahin' ny mpanjaka sy ny zanakalahin' ny andriambavy. dia nahita ireo rahalahin' i Okoziasa Jeho ka nanao hoe: Iza hianareo? Ary hoy ny navalin' ireo: Rahalahin' i Okoziasa izahay, ary midina hamangy ny zanakalahin' ny mpanjaka, sy ny zanakalahin' ny andriambavy. il y trouva les frères d' Ochozias, roi de Juda, et demanda "Qui êtes-vous?" Ils répondirent : "Nous sommes les frères d' Ochozias et nous descendons saluer les fils du roi et les fils de la reine mère."