<-
->

2Mp 10:27 And they brake down the image of Baal, and brake down the house of Baal, and made it a draught house unto this day. Ary nandrava ny tsangam-baton' i Bala sy ny tranony izy, ary dia nataony trano fivoahana mandraka androany izany. nomontsamontsaniny ny tsangam-baton' i Baala ary nazerany koa ny tranon' i Baala ka nataony trano fivoahana ka mbola tao mandrak' androany. Ils démolirent la stèle de Baal, ils démolirent aussi le temple de Baal et en firent un cloaque, ce qu' il est resté jusqu'à maintenant.