<-
->

2Mp 10:33 From Jordan eastward, all the land of Gilead, the Gadites, and the Reubenites, and the Manassites, from Aroer, which is by the river Arnon, even Gilead and Bashan. hatrany Jordana no ho miantsinanana, dia ny tany Gileada rehetra, ny Gadita sy ny Robenita ary ny Manasita, hatrany Aroera, izay eo amoron' ny lohasahan-driaka Arnona, dia Gileada sy Basana. hatrany Jordany any amin' ny fiposahan' ny masoandro, dia ny tany Galaada rehetra, ny Gadita, ny Robenita, ny Manasita, hatrany Aroera, amin' ny ranon-driaka Arnona, ka hatrany Galaada sy Basana. à partir du Jourdain vers le soleil levant, tout le pays de Galaad, le pays des Gadites, des Rubénites, des Manassites, depuis Aroèr qui est sur le torrent d' Arnon, Galaad et Bashân.