<-
->

2Mp 11:18 And all the people of the land went into the house of Baal, and brake it down; his altars and his images brake they in pieces thoroughly, and slew Mattan the priest of Baal before the altars. And the priest appointed officers over the house of the Lord. Ary ny vahoaka rehetra niditra tao an-tranon' i Bala ka nandrava azy; ny alitara sy ny endri-javatra teo aminy dia notorotoroiny avokoa, ary Matana, mpisoron' i Bala, novonoiny teo anoloan' ny alitara. Ary ny mpisorona nanendry ny ho mpitandrina ny tranon' i Jehovah. Ny vahoaka rehetra tamin' ny tany dia niditra tao amin' ny tranon' i Baala ka noravany; ny otely aman-tsary nomontsaniny, ary Matana mpisoron' i Baala novonoiny teo anoloan' ny otely. Nony nametraka mpiambina tao amin' ny tranon' ny Tompo Tout le peuple du pays se rendit ensuite au temple de Baal et le démolit; on brisa de belle façon ses autels et ses images et on tua Mattân, prêtre de Baal, devant les autels. Le prêtre établit des postes de surveillance pour le Temple de Yahvé,