<-
->

2Mp 11:19 And he took the rulers over hundreds, and the captains, and the guard, and all the people of the land; and they brought down the king from the house of the Lord, and came by the way of the gate of the guard to the king' s house. And he sat on the throne of the kings. Ary nalainy ny kapiteny sy ny anjolofo sy ny mpiambina mbamin' ny vahoaka rehetra ary nentina nidina avy tao an-tranon' i Jehovah ny mpanjaka, ka teo am-bavahadin' ny mpiambina no nalehany hankao an-tranon' ny mpanjaka. Ary nipetraka tamin' ny seza fiandrianan' ny mpanjaka izy. Joiada mpisorona, dia nalainy avokoa ny tompon-jato, ny Kariana, ny mpihazakazaka, mbamin' ny vahoaka rehetra tamin' ny tany, ka nentiny nidina avy ao an-tranon' ny Tompo ny mpanjaka, dia nididtra tao an-dapan' ny mpanjaka tamin' ny vavahadin' ny mpihazakazaka, ka nipetraka teo amin' ny seza fiandrianan' ny mpanjaka Joasa. puis il prit des centeniers, les Cariens et les gardes, et tout le peuple du pays. Ils firent descendre le roi du Temple de Yahvé et entrèrent au palais par la porte des Gardes. Joas s' assit sur le trône des rois.