<-
->

2Mp 11:2 But Jehosheba, the daughter of king Joram, sister of Ahaziah, took Joash the son of Ahaziah, and stole him from among the king' s sons which were slain; and they hid him, even him and his nurse, in the bedchamber from Athaliah, so that he was not slain. Fa Joseba. zanakavavin' i Jehorama mpanjaka ary anabavin' i Ahazia, dia naka an' i Joasy, zanak' i Ahazia, ka namonjy azy mbamin' ny mpitaiza azy avy teo amin' ny zanaky ny mpanjaka izay novonoina ho ao an-trano fitehirizam-pandriana ary nafeniny an' i Atalia izy, ka dia tsy mba voavono. Fa Josaba zanakavavin' i Jorama mpanjaka, sy anabavin' i Okoziasa, naka an' i Joasa zanak' i Okoziasa kosa, sy nanatsoaka azy teo amin' ny zanak' andriana, izay novonoin' ny olona, ary nametraka azy mbamin' ny mpitaiza azy, tao an' efitrano fitoeram-parafara, ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy. Mais Yehoshéba fille du roi Joram et soeur d' Ochozias, retira furtivement Joas, son neveu, du groupe des fils du roi qu' on massacrait et elle le mit, avec sa nourrice, dans la chambre des lits; elle le déroba ainsi à Athalie et il ne fut pas mis à mort.