<-
->

2Mp 12:2 And Jehoash did that which was right in the sight of the Lord all his days wherein Jehoiada the priest instructed him. Ary tamin' ny taona fahafito nanjakan' i Jeho no vao nanjaka izy; ary efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba. Tamin' ny taona fahafiton' ny nanjakan' i Jeho no vao tonga mpanjaka Joasa ary efapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Sebia, avy any Bersabea. En la septième année de Jéhu, Joas devint roi et il régna 40 ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Cibya et était de Bersabée.