<-
->

2Mp 12:5 Let the priests take it to them, every man of his acquaintance: and let them repair the breaches of the house, wheresoever any breach shall be found. Ary hoy Joasy tamin' ny mpisorona: Ny vola amin' ny zava-masina rehetra izay nampidirina tao an-tranon' i Jehovah, dia ny volan' ny olona voaisa sy ny vola rehetra izay azo tamin' ny tomban' olona ary ny vola rehetra Izay nentin' ny isan-olona an-tsitrapo ho ao an-tranon' i Jehovah, Ary hoy Joasa tamin' ny mpisorona: Ny volan' ny fitoerana masina rehetra izay aterin' ny olona ao an-tranon' ny Tompo dia ny vola fandoan' ny isan' olona, ny vola avotry ny olona araka ny fanombanana azy avy, ary ny vola rehetra aterin' ny olona samy araka ny fahazotoany avy, ao an-tranon' ny Tompo, Joas dit aux prêtres : "Tout l' argent des redevances sacrées qu' on apporte au Temple de Yahvé, l' argent des taxes personnelles et tout l' argent offert volontairement au Temple,