<-
->

2Mp 12:8 And the priests consented to receive no more money of the people, neither to repair the breaches of the house. Ka dia niantso an' i Joiada mpisorona sy ny mpisorona sasany koa Joasy mpanjaka ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no tsy nanamboatra ny simba amin' ny trano? Koa ankehitriny, aza mandray vola amin' ny olom-pantatrareo intsony ianareo, fa omeo hanamboarana ny simba amin' ny trano ny vola. ka dia niantso an' i Joiada mpisorona sy ny mpisorona hafa Joasa mpanjaka nilaza tamin' izy ireo hoe: Nahoana no tsy amboarinareo ny banga amin' ny trano? Koa ankehitriny, aza raisinareo intsony ny vola amin' ny olom-pantatrareo, fa atolory hanamboarana ny banga amin' ny trano. alors le roi Joas appela le prêtre Yehoyada et les prêtres et il leur dit : "Pourquoi ne réparez-vous pas le Temple? Il ne faut plus que vous receviez l' argent des gens de votre connaissance, vous le donnerez pour le dommage du Temple."