<-
->

2Mp 13:14 Now Elisha was fallen sick of his sickness whereof he died. And Joash the king of Israel came down unto him, and wept over his face, and said, O my father, my father, the chariot of Israel, and the horsemen thereof. Ary Elisa dia nararin' ny aretina izay hahafaty azy. Ary Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, nidina nankany aminy ka niondrika nitomany teo ambonin' ny tavan' i Elisa ka nanao hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, ny kalesin' ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny! Ary Elisea nararin' ny aretina izay hahafaty azy, ka nidina nankany aminy Joasa mpanjakan' Israely, dia nitomany teo ambonin' ny tavany nanao hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô! kalesin' Israely amam-pitaingin-tsoavaliny! Quand Elisée fut frappé de la maladie dont il devait mourir, Joas, le roi d' Israël, descendit vers lui, pleura sur son visage et dit : "Mon père! Mon père! Char d' Israël et son attelage!"