<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 13:16 | And he said to the king of |
Ary hoy izy tamin' ny mpanjakan' ny Isiraely: Henjano ny tsipìka. Dia nohenjaniny; ary Elisa nametraka ny tànany teo amin' ny tanan' ny mpanjaka. | Ary hoy Elisea tamin' ny mpanjakan' Israely: Ataovy ambonin' ny tsipìka ny tànanao. Nony nanao ny tànany ambonin' ny tsipìka izy, da napetrak' i Elisea teo ambonin' ny tànan' ny mpanjaka ny tànany, ka hoy izy: |