<-
->

2Mp 13:18 And he said, Take the arrows. And he took them. And he said unto the king of Israel, Smite upon the ground. And he smote thrice, and stayed. Ary hoy koa izy: Raiso ny zana-tsipìka. Dia noraisiny. Ary hoy izy tamin' ny mpanjakan' ny Isiraely: Kapohy ny tany. Ary nokapohiny intelo, dia nitsahatra izy. Ary hoy indray Elisea: Raiso ny zana-tsipìka. Dia nandray izy. Ary hoy Elisea tamin' ny mpanjakan' Israely: Tifiro ny tany, ka nitifitra intelo izy dia nitsahatra. Elisée dit : "Prends les flèches"; et il les prit. Elisée dit au roi : "Frappe contre terre", il frappa trois coups et il s' arrêta.