<-
->

2Mp 13:19 And the man of God was wroth with him, and said, Thou shouldest have smitten five or six times; then hadst thou smitten Syria till thou hadst consumed it: whereas now thou shalt smite Syria but thrice. Ary ilay lehilahin' Andriamanitra dia tezitra taminy ka nanao hoe: Tokony ho nikapoka indimy na inenina ianao, dia ho nasianao ny Syriana mandra-pandringanao azy; fa izao dia intelo ihany no hamelezanao ny Syriana. Fa tezitra taminy ity olon' Andriamanitra ka nanao taminy hoe: Tokony ho nitifitra indimy na inenina hianao, ary amin' izany, dia ho namely ny Siriana mandra-paharingany mihitsy, fa izao dia intelo monja no hamelezanao azy. Alors l' homme de Dieu s' irrita contre lui : "Il fallait frapper cinq ou six coups! Alors tu aurais battu Aram complètement; maintenant, tu ne le battras que trois fois!"