<-
->

2Mp 13:20 And Elisha died, and they buried him. And the bands of the Moabites invaded the land at the coming in of the year. Ary dia maty Elisa ka nalevina. Ary ny mpitoha adin' ny Moabita nananika ny tany amin' ny fitsingerenan' ny taona. Maty Elisea ka nalevina. Tamin' ny fitsingerena' ny taom-baovao dia nisisika tamin' ny tany ny andian-jirika Moabita. Elisée mourut et on l' enterra. Des bandes de Moabites faisaient incursion dans le pays chaque année.