<-
->

2Mp 13:22 But Hazael king of Syria oppressed Israel all the days of Jehoahaz. Ary Hazaela, mpanjakan' i Syria, nampahory ny Isiraely tamin' ny andro rehetra nanjakan' i Joahaza. Tamin' ny andro rehetra nanjakan' i Joakaza dia nampahory an' Israely Hazaela mpanjakan' i Siria. Hazaèl, roi d' Aram, avait opprimé les Israélites pendant toute la vie de Joachaz.