<-
->

2Mp 13:23 And the Lord was gracious unto them, and had compassion on them, and had respect unto them, because of his covenant with Abraham, Isaac, and Jacob, and would not destroy them, neither cast he them from his presence as yet. Fa Jehovah namindra fo taminy sy niantra azy ary nitsinjo azy noho ny fanekeny tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, ka tsy ta-handringana azy na hanaisotra azy tsy ho eo anatrehany mandraka ankehitriny. Namindra fo tamin' izy ireo anefa Iaveh ka niantra azy; nitodika azy izy noho ny fanekeny tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba; tsy te-handringana azy ireo izy, na hanesotra azy tsy ho eo anatrehany mandrak' ankehitriny. Mais Yahvé leur fit grâce et les prit en pitié. Il se tourna vers eux à cause de l' alliance qu' il avait conclue avec Abraham, Isaac et Jacob; il ne voulut pas les anéantir et ne les rejeta pas loin de sa face.