<-
->

2Mp 13:25 And Jehoash the son of Jehoahaz took again out of the hand of Benhadad the son of Hazael the cities, which he had taken out of the hand of Jehoahaz his father by war. Three times did Joash beat him, and recovered the cities of Israel. Ary Joasy, zanak' i Joahaza, naka indray teo an-tànan' i Beni-hadada, zanak' i Hazaela, ny tanàna izay efa nalain' i Hazaela teo an-tànan' i Joahaza, rain' i Joasy, tamin' ny ady. Intelo no nandresen' i Joasy azy, ka dia azony indray ny tanànan' ny Isiraely. Nalain' i Joasa zanak' i Joakaza teo an-tanan' i Benhadada zanak' i Hazaela ireo tanàna nalain' i Hazaela tamin' ny adin' izy sy Joakaza rainy. Namely azy intelo Joasa dia azony indray ny tanànan' Israely. Alors Joas, fils de Joachaz, reprit des mains de Ben-Hadad, fils de Hazaèl, les villes que Hazaèl avait enlevées par les armes à son père Joachaz. Joas le battit trois fois et recouvra les villes d' Israël.