<-
->

2Mp 13:6 Nevertheless they departed not from the sins of the house of Jeroboam, who made Israel sin, but walked therein: and there remained the grove also in Samaria.) Kanefa tsy niala tamin' ny fahotan' ny taranak' i Jeroboama, izay nampanotany ny Isiraely, izy, fa nandeha tamin' izany ihany, ary na dia ilay Aseraha aza dia mbola tao Samaria ihany. Kanefa izy ireo tsy mba niala tamin' ny fahotan' ny tranon' i Jeroboama, izay nampanota an' Israely, fa nizotra tamin' izany, ary na ny aseraha aza, mbola nitsangana tao Samaria. Seulement, ils ne se détournèrent pas du péché de Jéroboam, où celui-ci avait entraîné Israël : ils y persistèrent, et même le pieu sacré resta dressé à Samarie.