<-
->

2Mp 13:7 Neither did he leave of the people to Jehoahaz but fifty horsemen, and ten chariots, and ten thousand footmen; for the king of Syria had destroyed them, and had made them like the dust by threshing. Fa tsy nisy sisa navelan' i Jehovah ho an' i Joahaza, afa-tsy mpitaingin-tsoavaly dimam-polo sy kalesy folo ary miaramila an-tongotra iray alina; fa ny mpanjakan' i Syria efa nandringana azy ka nanao azy ho toy ny vovoka hitsakitsahina. Fa izao ihany no vahoaka ary fiadiana navelan' ny Tompo ho an' i Joakaza: mpitaingin-tsoavaly dimampolo, kalesy folo, miaramila an-tongotra iray alina, fa naringan' ny mpanjakan' i Siria izy ireo, ka nampanjariany ho toy ny vovoka fanitsaky ny tongotra. Yahvé ne laissa comme troupes à Joachaz que 50 cavaliers, dix chars et 10.000 hommes de pied; le roi d' Aram les avait exterminés et rendus comme poussière qu' on foule aux pieds.