<-
->

2Mp 13:8 Now the rest of the acts of Jehoahaz, and all that he did, and his might, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel? Ary ny tantaran' i Joahaza sisa mbamin' izay rehetra nataony ary ny heriny, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Joakaza mbamin' izay rehetra nataony, ny herim-po nasehony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? Le reste de l' histoire de Joachaz, tout ce qu' il a fait et ses exploits, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois d' Israël?