<-
->

2Mp 14:16 And Jehoash slept with his fathers, and was buried in Samaria with the kings of Israel; and Jeroboam his son reigned in his stead. Ary Joasy lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tany Samaria tao amin' ny mpanjakan' ny Isiraely izy; ary Jeroboama zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Joasa ka nalevina tao Samaria ao amin' ny mpanjakan' Israely. Jeroboama zanany no nanjaka nandimby azy. Joas se coucha avec ses pères et on l' enterra à Samarie auprès des rois d' Israël : Jéroboam, son fils, régna à sa place.