<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 14:17 | And |
Ary ny andro niainan' i Amazia, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Joda, taorian' ny nahafatesan' i Joasy, zanak' i Joahada, mpanjakan' ny Isiraely, dia dimy ambin' ny folo taona. | Amasiasa zanak' i Joasa mpanjakan' i Jodà kosa, dia mbola velona dimy ambin' ny folo taona, taorian' ny nahafatesan' i Joasa zanak' i Joakaza mpanjakan' Israely. |