<-
->

2Mp 14:18 And the rest of the acts of Amaziah, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Ary ny tantaran' i Amazia sisa, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Amasiasa moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà? Le reste de l' histoire d' Amasias, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda?