<-
->

2Mp 14:2 He was twenty and five years old when he began to reign, and reigned twenty and nine years in Jerusalem. And his mother' s name was Jehoaddan of Jerusalem. Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana, avy any Jerosalema. Efa dimy amby roapolo taona izy fony vao nanjaka ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Joadana avy any Jerosalema. Il avait 25 ans à son avènement et régna 29 ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Yehoaddân et était de Jérusalem.