<-
->

2Mp 14:21 And all the people of Judah took Azariah, which was sixteen years old, and made him king instead of his father Amaziah. Ary ny vahoaka rehetra tamin' ny Joda naka an' i Azaria, izay vao enina ambin' ny folo taona tamin' izay, ka nampanjaka azy handimby an' i Amazia rainy. Ka Azariasa izay enina ambin' ny folo taona, no nalain' ny vahoaka rehetra amin' i Jodà ka natsangany ho mpanjaka handimby an' i Amasiasa rainy. Tout le peuple de Juda choisit Ozias, qui avait seize ans, et le fit roi à la place de son père Amasias.