<-
->

2Mp 14:27 And the Lord said not that he would blot out the name of Israel from under heaven: but he saved them by the hand of Jeroboam the son of Joash. Fa tsy mba nolazain' i Jehovah fa hovonoiny tsy ho eo ambanin' ny lanitra ny anaran' ny Isiraely; fa ny tànan' i Jeroboama, zanak' i Joasy, no nentiny namonjy azy. Tsy mbola naraikitry ny Tompo anefa ny hamono ny anaran' Israely eo ambanin' ny lanitra, ka ny tànan' i Jeroboama zanak' i Joasa no namonjen' ny Tompo azy ireo. Yahvé n' avait pas décidé d' effacer le nom d' Israël de dessous le ciel et il le sauva par les mains de Jéroboam fils de Joas.