<-
->

2Mp 14:3 And he did that which was right in the sight of the Lord, yet not like David his father: he did according to all things as Joash his father did. Ary nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah izy, nefa tsy dia tahaka an' i Davida rainy; fa tahaka izay rehetra nataon' i Joasy rainy ihany no nataony. Nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo izy, nefa tsy dia tahaka an' i Davida rainy, fa tahaka izay rehetra nataon' i Joasa rainy ihany no nataony. Il fit ce qui est agréable à Yahvé, non pas pourtant comme son ancêtre David; il imita en tout Joas, son père.