<-
->

2Mp 14:8 Then Amaziah sent messengers to Jehoash, the son of Jehoahaz son of Jehu, king of Israel, saying, Come, let us look one another in the face. Tamin' izany Amazia dia naniraka olona tany amin' i Joasy, zanak' i Joahaza, zanak' i Jeho, mpanjakan' ny Isiraely, nanao hoe: Avia, aoka isika hihaona. Tamin' izany Amasiasa nandefa iraka tany amin' i Joasa zanak' i Joakaza zanak' i Jeho mpanjakan' Israely nanao hoe: Avia, ary aoka hifankahita mifanatrika isika. Alors Amasias envoya des messagers à Joas fils de Joachaz fils de Jéhu, roi d' Israël, pour lui dire : "Viens et mesurons-nous!"