<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 14:9 | And |
Fa Joasy mpanjakan' ny Isiraely, naniraka tany amin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, nanao hoe: Ny tsilo izay tany Libanona naniraka tamin' ny hazo sedera izay tany Libanona nanao hoe: Omeo ny zanako-lahy ny zanakao-vavy ho vadiny; ary dia namaky teo ny bibi-dia tany Libanona ka nanosihosy ny tsilo. | Ary Joasa mpanjakan' Israely naniraka hamaly an' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà: Ny tsilo ao amin' ny Libana no naniraka hilaza tamin' ny hazo sedra ao amin' i Libana hoe: Omeo ho vadin' ny zanako lahy ny zanakao vavy; ka ny biby dia ao amin' i Libana nandalo nanosihosy ny tsilo. |